Teny iditra sevosevo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Maimay hanao zavatra, nefa malaky mijanona; maimaika amin' izay atao fa mora kivy na leony [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra sevoka ~ sevotsevoka

2012/07/06