Teny iditra seza
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaka fitoerana misy tongony sy fiankinana: Mipetraha eo ambony seza, tompoko [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a chair [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay chaise [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Nisy latabatra sy seza ary kesika vitsivitsy tao. [Andraina: Mitaraina, takila 200]
2Hoy ilay Anglisy nipetraka tamin' ny seza teo aoloako. [Andriamalala: Ranomasina, takila 57]
Ny fihaviany Frantsay: chaise.
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/09/26