Teny iditra siaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Halozana, faharatsiam-panahy
¶ Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy fierceness, violence [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay méchanceté [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny siaka ity (2): Masiakombilahy, Masiakomby

Teny iditra siaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo mikiririoka ataon' ny molotra, sioka: Ny siakan' ny manina
¶ Feo entina miantso. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy whistling [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sifflement [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra sioka

2017/04/03