Teny iditra siantsiana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiviliana amin' izay tokony ho izy; fahadisoam-pandeha noho ny haitraitra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra siasia

2012/09/26