Teny iditra sifotra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny sifotra, fa ao ny sifomainty, ny sifotr' ala, ny sifotr' amboa
   karazam-biby tsy misy taolana [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   snail [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   escargot, limace [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   mollusque, escargot [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra sifotra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/11