Teny iditra sifotr' omby
Singan-teny sifotra ; omby
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fandraisana ny tandrok' omby amim-pahakingana ka misavily ary mikainkona eny mova tsy ny akoran-tsifotra [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila Bikan' ny tandrok' omby

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18