Teny iditra sikilaonina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [fr. cyclone] Rivo-mahery avy amin' ny tsindrin' ny atmosfera amin' ny toerana iray ka mampisondrotra ny rivotra manodidina azy, izay misangodina mifindra hatrany manaraka ilay toerana mifindrafindra koa; manimba izay rehetra sendra azy ilay rivotra mitambolina; rivo-doza [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: cyclone, wind. Frantsay: cyclone, vent.
Mpanahaka  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

2009/02/23