Teny iditra sikim > siky
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay précipité [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fiaka

Teny iditra sikim > siky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] sikina, fitafiana [Rakotosaona 1975]

Teny iditra sikim > siky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] toaka [Rakotosaona 1975]

Teny iditra sikim > siky
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy Teny fandroaham-biby [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra sikim > sikina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lamba ahodidina ny tena ka midina hatreo amin' ny lohalika: Naka lamba hataony sikina Rasoa dia lasa nanome hanina ny akoho amam-borony
¶ Fanodidinana lamba ny tena, ka ho an' ny lehilahy, eo amin' ny valahana no fatorana ilay lamba, fa eo ambany helika kosa ho an' ny vehivavy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a cloth worn around the waist [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay étoffe qu'on porte autour des reins [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
sikina
sikiko
sikinao
sikiny
sikintsika
sikinay
sikinareo
sikin'
sikin-
sikim-
siki-
-tsikina
-tsikiko
-tsikinao
-tsikiny
-tsikintsika
-tsikinay
-tsikinareo
-tsikin'
-tsikin-
-tsikim-
-tsiki-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo. [Andraina: Mitaraina]

Teny iditra sikim > sikina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famorana na hasoavana: Sikin-jaza
¶ Hafanam-po, faharisihana amin' ny asa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
sikina
sikiko
sikinao
sikiny
sikintsika
sikinay
sikinareo
sikin'
sikin-
sikim-
siki-
-tsikina
-tsikiko
-tsikinao
-tsikiny
-tsikintsika
-tsikinay
-tsikinareo
-tsikin'
-tsikin-
-tsikim-
-tsiki-