Teny iditra silantsilana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Pilaka sy maimay, jefijefy, mitrafantrafana: Mahasosotra ahy ny toetran' ilay zazavavy silantsilana iny. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay pétillant, espiègle, folâtre, éveillé, fringant, lascif [Abinal 1888]
Sampanteny 

2012/09/26