Teny iditra silarana (silatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Analana sombiny kely: Nosilarany ilay koban-dravina nomeny an' i Lita zanany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : silarana, silarako, silaranao, silarany, silarantsika, silaranay, silaranareo, silaran', silaran-, silaram-, silara-
Ny lasa : nosilarana, nosilarako, nosilaranao, nosilarany, nosilarantsika, nosilaranay, nosilaranareo, nosilaran', nosilaran-, nosilaram-, nosilara-
Ny hoavy : hosilarana, hosilarako, hosilaranao, hosilarany, hosilarantsika, hosilaranay, hosilaranareo, hosilaran', hosilaran-, hosilaram-, hosilara-
Filaza mandidy : silaro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20