Teny iditra silatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Poti-javatra nihelaka tamin' ny vatan-javatra lehibe [Rajemisa 1985]

Teny iditra silatra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Nahafahana kely, dimbana. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay légèrement entaillé, ébréché, écorché [Abinal 1888]
Sampanteny 

2012/09/26