Teny iditra sily
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lamba na kofehy landy mena mivaivay sy midorehitra
¶ Halafosan-javatra
¶ Lafo
¶ Enti-milaza zavatra izay tsy anomezana afa-tsy sombiny kely dia kely [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2009/02/23