Teny iditra simahina (simaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alana, tsoahina amin' ny fisintonana azy: Simaho io rantsan-kazo io [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : simahina, simahiko, simahinao, simahiny, simahintsika, simahinay, simahinareo, simahin', simahin-, simahim-, simahi-
Ny lasa : nosimahina, nosimahiko, nosimahinao, nosimahiny, nosimahintsika, nosimahinay, nosimahinareo, nosimahin', nosimahin-, nosimahim-, nosimahi-
Ny hoavy : hosimahina, hosimahiko, hosimahinao, hosimahiny, hosimahintsika, hosimahinay, hosimahinareo, hosimahin', hosimahin-, hosimahim-, hosimahi-
Filaza mandidy : simaho
Tovy hevitra simahana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20