Teny iditra simba
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Misy nahavoazana ka nanjary ratsy: Simba lahy ny tarehiny noho io ratra io !
¶ Levona: Simban' ny havandra ny volin-dry zareo
¶ Lo: Efa simba ireto paiso ireto fa ario [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   spoiled [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   endommagé [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   détérioré, sali, altéré, qui a subi une perte, un tort, dégradé, défiguré [Abinal 1888]
   abimé [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
   avarié [SLP: Voambolana, Rajaonarimanana 1995]
   gâté [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Ohatra  
1Betsaka angaha ny zavatrao simba? [Andraina: Mitaraina, takila 25]
2Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [Ravelomanana: Lalana, takila 182]
Sampanteny  
Ny bikany  
simba
simban'
simba
simban'
ho simba
ho simban'
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/22