Teny iditra simia
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [frantsay chimie] Antokon-tsiansa ianarana mandinikavy toetra amam-pomban' ny zavatra, ny asa amam-piovany vokatry ny fikambanany na fifangaroany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay chimie [SLP 1986]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: chimie.

2012/09/26