Teny iditra sinaotra (saotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny vehivavy vady napetraka tsy ho vady intsony; voasaotra, isaorana, isarahana: Vady efa nosinaotrany iny Ramatoa iny
¶ Nankasitrahana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay divorcée, répudiée, remercié [Abinal 1888]
Endriteny 
sinaotra
sinaotro
sinaotrao
sinaony
sinaotsika
sinaotray
sinaotrareo
sinaotr'
sinao-
sinaotry
nosinaotra
nosinaotro
nosinaotrao
nosinaony
nosinaotsika
nosinaotray
nosinaotrareo
nosinaotr'
nosinao-
nosinaotry
hosinaotra
hosinaotro
hosinaotrao
hosinaony
hosinaotsika
hosinaotray
hosinaotrareo
hosinaotr'
hosinao-
hosinaotry
Teny mitovy hevitra voasaotra

2013/12/11