Teny iditra | sinara (sara) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Andoavana sarany, hofany vetivety [1.1] | ||||||
Ohatra | Efa nosinaranao ve ilay lakana?
[1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Teny iditra | Sinara | ||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Shinar [2.996] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Shinéar [2.996] | ||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||
Tovy hevitra | Sennaara | ||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Sinara | ||||||
Fivaditsoratra | risana, sanary, sañira, sarina, sinara, sirana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |