Teny iditra sinaraka (saraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy voasaraka, sarahina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay qu’on a séparé [Abinal 1888 takila 579]
Haiendriteny 
sinaraka
sinarako
sinarakao
sinarany
sinaratsika
sinarakay
sinarakareo
sinarak'
sinara-
nosinaraka
nosinarako
nosinarakao
nosinarany
nosinaratsika
nosinarakay
nosinarakareo
nosinarak'
nosinara-
hosinaraka
hosinarako
hosinarakao
hosinarany
hosinaratsika
hosinarakay
hosinarakareo
hosinarak'
hosinara-
Mpitovy hevitra voasaraka

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/28