Teny iditra sinasaka (sasaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Voasasaka, sasahina, zaraina roa mitovy: Nosinasaka tsara ilay omby ka ny ilany lasan' ny tao atsimo, ny ilany lasan' ny tao avaratra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay partagé en deux parties égales [Abinal 1888]
Endriteny 
sinasaka
sinasako
sinasakao
sinasany
sinasatsika
sinasakay
sinasakareo
sinasak'
sinasa-
nosinasaka
nosinasako
nosinasakao
nosinasany
nosinasatsika
nosinasakay
nosinasakareo
nosinasak'
nosinasa-
hosinasaka
hosinasako
hosinasakao
hosinasany
hosinasatsika
hosinasakay
hosinasakareo
hosinasak'
hosinasa-
Teny mitovy hevitra voasasaka

2012/11/30