Teny iditra sinempotra (sempotra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy Voasempotra, semporina: Sinempotry ny setroka ity zaza ity [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on a rendu essoufflé, suffoqué, qu’oïi a plongé dans un grand embarras [1.3]
Tovy hevitra voasempotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20