Teny iditra sinetry (setry)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Voasetry, setrena; valiana: Tsy natahotra velively izy fa nosinetrany daholo ny teny nataon' ny mpitory azy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (excédent) qu'on a compensé
¶ à qui ou à quoi on a répliqué, on s'est opposé [Abinal 1888]
Endriteny 
sinetry
sinetriko
sinetrinao
sinetriny
sinetrintsika
sinetrinay
sinetrinareo
sinetrin'
sinetrin-
sinetrim-
nosinetry
nosinetriko
nosinetrinao
nosinetriny
nosinetrintsika
nosinetrinay
nosinetrinareo
nosinetrin'
nosinetrin-
nosinetrim-
hosinetry
hosinetriko
hosinetrinao
hosinetriny
hosinetrintsika
hosinetrinay
hosinetrinareo
hosinetrin'
hosinetrin-
hosinetrim-
Teny mitovy hevitra voasetry

2013/12/11