Teny iditra singo-borodamba
Singan-teny singotra ; voro-damba
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fitafiana lamba aman' akanjo rovitra sy maloto [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16