Teny iditra | singory | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Vona mivaha moramora raha vao voasintona ny laniny [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Noeud coulant [1.3] | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | songory ~ songoro | ||
Teny iditra | singory | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | Bride [1.13] | ||
Voambolana | Haitao | ||
Tovy hevitra | singorin-damboridy | ||
Teny iditra | singory (singotra) | ||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana singorana | ||
Ohatra | Singory io vorona manidintsidina io fa ho voa rehefa ela ny ela
[1.1] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/29 |