Teny iditra singotra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanaovana tady vavarana ho fandrika sy h [...]
¶ Fatotra manao amparapaingo
¶ Enti-milaza koa ny fanararaotana teny la [...]
¶ Teny misy fitaka atao mba hampahita loza [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   action de lancer une corde (ayant un noeud coulant au bout) aux cornes et aux pieds des boeufs pour les saisir et les attacher; action de lier, d'attacher, d'entraver
¶ figuré: action de profiter de certaines paroles échappées pour nuire; paroles perfides, trompeuses pour nuire, pour perdre [Abinal 1888]
Sampanteny  
Ny bikany  
singotra
singotro
singotrao
singony
singotsika
singotray
singotrareo
singotr'
singo-
singotry
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/11