Teny iditra singotry ny aina (singotra, aina)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1]
Mpanahaka  menaky ny aina ~ silaky ny aina ~ vahatry ny aina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31