Teny iditra sinibe manga roa
Singan-teny sinibe ; manga ; roa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny ray sy ny reny, na i dada sy neny, izay samy tiana ary tsy asiana tombo sy hala [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16