Teny iditra | sinilaka (silaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voasilaka, silahana, ahafahana kely [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on a détaché par éclats, qu'on a ébréché [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voasilaka | ||||||
Fivaditsoratra | alin-kisa, sinilaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |