Teny iditra siningana (singana)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Singanina, alaina amin' ny maro: Nosiningan' ny mpampianatra Isambilo haleta any an-tanàna [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qu'on a mis seul, qu'on a rendu impair [Abinal 1888]
Endriteny 
siningana
siningako
sininganao
siningany
siningantsika
sininganay
sininganareo
siningan'
siningan-
siningam-
sininga-
nosiningana
nosiningako
nosininganao
nosiningany
nosiningantsika
nosininganay
nosininganareo
nosiningan'
nosiningan-
nosiningam-
nosininga-
hosiningana
hosiningako
hosininganao
hosiningany
hosiningantsika
hosininganay
hosininganareo
hosiningan'
hosiningan-
hosiningam-
hosininga-
Teny mitovy hevitra voasingana

2012/10/10