Teny iditra sinisika (sisika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Voasisika, sisihana, asiana sisika: Nosinisika fonjozoro io ondana io ka ratsy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
sinisika
sinisiko
sinisikao
sinisiny
sinisitsika
sinisikay
sinisikareo
sinisik'
sinisi-
nosinisika
nosinisiko
nosinisikao
nosinisiny
nosinisitsika
nosinisikay
nosinisikareo
nosinisik'
nosinisi-
hosinisika
hosinisiko
hosinisikao
hosinisiny
hosinisitsika
hosinisikay
hosinisikareo
hosinisik'
hosinisi-

2010/05/14