Teny iditra sinivana (sivana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voasivana, sivanina, ampandalovina amin' ny sivana na makarakara hanintsanana tany na fasika: Sinivana ny tany alohan' ny hampifangaroana azy amin' ny fasika mba handalorana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Tamisé [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sinivana, sinivako, sinivanao, sinivany, sinivantsika, sinivanay, sinivanareo, sinivan', sinivan-, sinivam-, siniva-
Ny lasa : nosinivana, nosinivako, nosinivanao, nosinivany, nosinivantsika, nosinivanay, nosinivanareo, nosinivan', nosinivan-, nosinivam-, nosiniva-
Ny hoavy : hosinivana, hosinivako, hosinivanao, hosinivany, hosinivantsika, hosinivanay, hosinivanareo, hosinivan', hosinivan-, hosinivam-, hosiniva-
Tovy hevitra voasivana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20