Teny iditra sinola (sola)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Voasola, solaina, atao tonga sola, tsisy volo: Nosinolan' ny ankizy ilay akoholahin' i zoky [Rajemisa 1985]
Endriteny 
sinola
sinolako
sinolanao
sinolany
sinolantsika
sinolanay
sinolanareo
sinolan'
sinolan-
sinolam-
nosinola
nosinolako
nosinolanao
nosinolany
nosinolantsika
nosinolanay
nosinolanareo
nosinolan'
nosinolan-
nosinolam-
hosinola
hosinolako
hosinolanao
hosinolany
hosinolantsika
hosinolanay
hosinolanareo
hosinolan'
hosinolan-
hosinolam-

2010/05/14