Teny iditra sinolatra (solatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Voasolatra, solarana, voasafo: Nosinolatry ny bala, hono, ny sofiny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qu'on a entaillé, entamé, qu'une balle a effleuré [Abinal 1888]
Endriteny 
sinolatra
sinolatro
sinolatrao
sinolany
sinolatsika
sinolatray
sinolatrareo
sinolatr'
sinola-
sinolatry
nosinolatra
nosinolatro
nosinolatrao
nosinolany
nosinolatsika
nosinolatray
nosinolatrareo
nosinolatr'
nosinola-
nosinolatry
hosinolatra
hosinolatro
hosinolatrao
hosinolany
hosinolatsika
hosinolatray
hosinolatrareo
hosinolatr'
hosinola-
hosinolatry

2013/12/11