Teny iditra sinoratra (soratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Voasoratra; soratana, asiana soratra: Nosinorany tsipitsipika ny tarehiny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay écrit, marqué, dessiné, peint [Abinal 1888]
Endriteny 
sinoratra
sinoratro
sinoratrao
sinorany
sinoratsika
sinoratray
sinoratrareo
sinoratr'
sinora-
sinoratry
nosinoratra
nosinoratro
nosinoratrao
nosinorany
nosinoratsika
nosinoratray
nosinoratrareo
nosinoratr'
nosinora-
nosinoratry
hosinoratra
hosinoratro
hosinoratrao
hosinorany
hosinoratsika
hosinoratray
hosinoratrareo
hosinoratr'
hosinora-
hosinoratry
Teny mitovy hevitra voasoratra

2013/12/11