Teny iditra sinoritra (soritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Voasoritra, soritana: Efa nosinoritra ao ampon' ny olo-marina ny fanaovana ny rariny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay rayé, marqué, séparé par des traits, par des lignes
¶ (fortune) qu'on a divisée [Abinal 1888]
Endriteny 
sinoritra
sinoritro
sinoritrao
sinoriny
sinoritsika
sinoritray
sinoritrareo
sinoritr'
sinori-
sinoritry
nosinoritra
nosinoritro
nosinoritrao
nosinoriny
nosinoritsika
nosinoritray
nosinoritrareo
nosinoritr'
nosinori-
nosinoritry
hosinoritra
hosinoritro
hosinoritrao
hosinoriny
hosinoritsika
hosinoritray
hosinoritrareo
hosinoritr'
hosinori-
hosinoritry
Teny mitovy hevitra voasoritra

2013/12/11