Teny iditra | sinoroka (soroka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voasoroka, sorohana, diovina amin' ny angady: Hanaovan-trano angaha io tany nosinoroka io [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Raclé, égalisé, nettoyé avec une bêche [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voasoroka | ||||||
Fivaditsoratra | korosina, sinoroka |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27 |