Teny iditra sinosoka (sosoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Voasosoka, sosohana, asiana kofehy mba hitovy tantana: Ba efa nosinosoka ity ka ratsy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay dans quoi on a intercalé du fil, des joncs, des plants, des graines
¶ qu'on a mis au-devant d'un autre [Abinal 1888]
Endriteny 
sinosoka
sinosoko
sinosokao
sinosony
sinosotsika
sinosokay
sinosokareo
sinosok'
sinoso-
nosinosoka
nosinosoko
nosinosokao
nosinosony
nosinosotsika
nosinosokay
nosinosokareo
nosinosok'
nosinoso-
hosinosoka
hosinosoko
hosinosokao
hosinosony
hosinosotsika
hosinosokay
hosinosokareo
hosinosok'
hosinoso-
Teny mitovy hevitra voasosoka

2013/06/12