Teny iditra sintobe
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tankay] (dihy) mamindra intelo (mitsatotsatoka) mandroso, manao tahaka io koa mihemotra... ka ny rehetra: mifampitan-tsoroka milahatra iray tomandavana an-drirana (misy hatramin' ny roapolo no laharany iray, ka telo diany, dia tsy sosohana intsony). [Ndemahasoa: Antakay]
Ohatra   Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [Ndemahasoa: Antakay, takila 90]

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/06