Teny iditra sisa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa
¶ Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa
¶ Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a remnant, a residue [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay reste, restant [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra Sisa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Kish [Baiboly]
Fanazavàna teny frantsay Qish [Baiboly]
Voambolana 
Mpitovy hevitra Kisy
Teny nalaina 

Teny iditra Sisà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Shisha [Baiboly]
Fanazavàna teny frantsay Shisha [Baiboly]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31