Teny iditra sisana (sisa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra asiana sisa: Tsy nosisany ny laoka ka voatery hividy indray isika
Enti-milaza ny olona amelana sisa: Tongava fa hosisanay vary ianao rahariva [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sisana, sisako, sisanao, sisany, sisantsika, sisanay, sisanareo, sisan', sisan-, sisam-, sisa-
Ny lasa : nosisana, nosisako, nosisanao, nosisany, nosisantsika, nosisanay, nosisanareo, nosisan', nosisan-, nosisam-, nosisa-
Ny hoavy : hosisana, hosisako, hosisanao, hosisany, hosisantsika, hosisanay, hosisanareo, hosisan', hosisan-, hosisam-, hosisa-
Filaza mandidy : sisao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20