Teny iditra sisika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy
¶ Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola
¶ Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro
¶ Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana
Mitovy hevitra: gaka ~ kolikoly ~ tsolotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy forced in between [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on pousse et insère entre des choses [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
sisika
sisiko
sisikao
sisiny
sisitsika
sisikay
sisikareo
sisik'
sisi-

Teny iditra sisika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra tsofoka

Teny iditra sisika
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay blanc de casse
¶ sisika ara-dalâna: espace normal
¶ sisika lehibe: espace fort
¶ sisika madinika: espace fort
¶ sisika salantsalany: espace moyen
¶ sisi-pamenoana manify: interligne [SLP 1986]
Voambolana 

2012/09/26