Teny iditra sisivala
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] Tsihy lavalava kely apetraka eo anjorofirarazana ka atao ho an' ny Razana indrindra sy ny olo-manan-kaja tiana handrianina; raha mivelatra eo an-tokonana anoloan' ny varavarana ny sisivala, dia milaza izany fa ao anaty trano ny Razana ka voarara ny miditra ao [Rajemisa 1985]

2009/09/01