Teny iditra sitily
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitanehana zavatra hakana ilon' io zavatra io amin' ny endriky ny ranomason-takotra, toy ny ranomanitra izany na ny karazan-toaka samihafa
¶ Fanatantavanana rano. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de distiller, de filtrer [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ny fihaviany Anglisy: still.

2014/09/09