Teny iditra sitraka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Lalao ifanaovan' ny ankizy izay mifamely [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Ohatra   Sitraka sy telina sy mamy ny ataonareo: [Rahajarizafy: Kabary, takila 27]
Voambolana  
Teny nalaina  

Teny iditra sitraka
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy   Tiana, telina: Sitrakao ve ny handeha [...]
¶ Fitia, fitiavana, handitra: Mila sitr [...]
¶ Teny ampiasain' ny ankizy mba hampirisih [...]
Mitovy hevitra: ankatoavina ~ fy ~ lany ~ mamy ~ telina ~ tiana [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   pleasing; thanks [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   agréable, agréé, dont on remercie [Hallanger 1974]
Ohatra   Raha sitrakao, ndeha hijery azy any isika?! [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 173]
Sampanteny  
Ny bikany  
sitraka
sitrako
sitrakao
sitrany
sitratsika
sitrakay
sitrakareo
sitrak'
sitra-
sitraka
sitrako
sitrakao
sitrany
sitratsika
sitrakay
sitrakareo
sitrak'
sitra-
ho sitraka
ho sitrako
ho sitrakao
ho sitrany
ho sitratsika
ho sitrakay
ho sitrakareo
ho sitrak'
ho sitra-
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/19