Teny iditra sitrana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka nivoaka ny hopitaly
Mitovy hevitra: afa-doza ~ afaka aretina ~ mahatsangana ~ maty holatra ~ miafa ~ miafana ~ mihamatanjaka ~ mihatsara ~ mitsiatsia ~ nialan' aretina ~ tsy misy atahorana intsony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy healed, recovered from illness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay guéri, rétabli [Abinal 1888]
 guéri, rétabli après une maladie [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
sitrana
sitran'
sitran-
sitràna
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Ary teo izahay voa samy tena natoky fa ho sitrana i Manana. [Andraina: Mitaraina, takila 94]
Teny nalaina 

Teny iditra sitràna
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpamaritra sitrana [fitanisana]
Famaritana frantsay Soyez guéri [Abinal 1888]
Ohatra Sitràna soa aman-tsara [Rajemisa 1985]

2017/11/26