Teny iditra sitrika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandentehana na filentehana ao anaty lavaka; fampidirana zavatra tsy ho hita na fanafenana
¶ entina milaza koa ny fandevenana ny maty na fampidirana ao am-pasana ny faty alevina [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/09/27