Teny iditra sivifolo (sivy, folo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Isa milaza folo averina intsivy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy Ninety [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Quatre-vingt-dix [3.1]
Fanazavàna iraisam-pirenena 90 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra dimy amby sivifolo, ny taranak'i Gabaona [Baiboly: 16:007:025/Nehemia 7:25..]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31