Teny iditra | sivinjato | |
Singan-teny | sivy ; zato | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny anglisy | Nine hundred [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Neuf cent [3.1] | |
Marika iraisam-pirenena | 900 [3.1] | |
Ohatra | ary nanarakaraka azy Gabay sy Salay; dia valo amby roa-polo amby sivinjato.
[2.996] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | |
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | |
Fivaditsoratra | atsinjovy, sivinjato |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |