Teny iditra sivy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Valo ampiana iray. [Rajemisa 1985]
  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy nine [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay neuf [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
Fanazavàna iraisam-pirenena 9 [3.1]
Voambolana 
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Ohatra Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 155]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31