Teny iditra sns
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  sy ny sisa [3.1]
Fanazavàna teny anglisy and so forth [3.1]
Fanazavàna teny frantsay et caetera [3.1]
Voambolana 
Mpanahaka  fanafohezan-teny
Ohatra 
1Niaro izany hevitra izany ry Ferrand, Deschamps, Poirier, Vérin sns. [Randriamamonjy: Tantara, takila 12]
2Vatsiany enta-madinika ilaina andavanandro (sira, labozia, afokasoka, sns.) [Razafiarivony: Harivolana, takila 59]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31