Teny iditra soa
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Zavatra tsara, mahafinaritra, mahafaly: Mifandimby ny soa sy ny ratsy eto an-tany
Tombony, vokatra: Soa inona moa no azonao amin' ny fandehandehanana?
Mahafinaritra, meva, kanto: Lahateny soa
Ilaina, misy vokany tsara: Soa ny hevitra nomeny ahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Good, beautiful, excellent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Beau, bon, agréable; avantage, bien [1.3]
 Beau, bon, excellent [1.8]
Haiendriteny 
Filaza mandidy : soava
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra soa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). Oranger à fruit doux ou acide suivant les variétés. Plus couramment appelé voasary. [1.196]
Anarana siantifika Citrus aurantifolia
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24